Comment Dieu Travaille+++
Ahoana no fiasan’Andriamanitra?J. KœchlinBibles et Publications Chrétiennes30, rue Châteauvert BP 335 F-26003 Valence cedexImprimé en FranceFizahan-takila >ISBN : 978-2-87907-352-1Comment Dieu travaille?Fampidirana 7Drafitry ny episitily :TOKO 1 – 3. 20Tena ilaina ny asan’Andriamanitra 9TOKO 3. 21 – 5. 11Izay nataon’Andriamanitra ho antsika 15TOKO 5. 12 – 7Izay ataon’Andriamanitra ao anatintsika 18TOKO 8Izay ataon’Andriamanitra amintsika 25TOKO 9 – 11Izay nataon’Andriamanitra ho an’nyIsiraely sy ny Jentilisa 31TOKO 12 – 15Izay ataon’Andriamanitra amin’nyalalantsika 33TOKO 16Fahombiazan’ny asan’Andriamanitra 383FampidiranaLohahevitra maromaro no velabelarina aoamin’ny episitily nosoratana ho an’ny Romana.Ny amin’ny filazantsara (na ny Vaovao Mahafaly)no velabelariny voalohany : miverina inefatra ioteny hoe filazantsara io ao amin’ny toko1voalohany . Fanambaràna ny famonjena noandraisana ny hevitry ny hoe filazantsara,amin’ny ankapobeny. Io no ilay tebokaiantombohan’ny fiainana kristiana. Eo amin’nyand. Úƒ no ilazan’i Paoly fa nanambara izanyfilazantsara izany tamina mpino maro izy : porofoizany fa tsy mijanona fotsiny amin’ny famonjenany fanahy ny filazantsara fa mihoatra izany. Aoaminy no ahitana ny fihevitr’Andriamanitrarehetra, izay ambarany amin’ny olona ; ao aminyno ahatarafana ny drafitrasan’Andriamanitra hoan’ny olona.Ny amin’ny fahamarinan’Andriamanitra no2lohahevitra faharoa iompanan’ny episitily :mampiseho ny ...